MBOLA HITOHY (Albert Ramananjanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sao heverinao fa ho tapitra ny tononkira.serasera.org tantarako
Sao heverinao fa ho foana e ny fitiavako
Toy ny akorandriaka noentin’ ny onja teny amorony ianao
Sendra ankizy nilalao ka nataony kilalao.
Izaho sy ianao no mifamohy
Fa ny tantarako mbola hitohy
ie he he he, iô hô hô hô
2. Ataovy ao an-tsaina, izay no lalam-pitiavana
Ary tsarovy koa fa ny anjara e tsy azo lavina
Toy ny soratra qklwuxgh natao teny amoron-dranomasina izy ireny
Rehefa ela tonga ny onja hanototra azy ireny.
Koa’ ndeha re soava dia
Fa ts’ isy tsiny re sanatria
ie he he he , iô hô hô hô
ihyktzc ayhpit Ramananjanahary Albert

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Albert RamananjanaharyVisites : 3503
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BrunoPAYET
Date : 22/07/2014 20:36