MBOLA HITOHY (Albert Ramananjanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Sao heverinao fa ho tapitra ny tantarako
Sao heverinao fa ho foana e ny fitiavako
Toy ny akorandriaka noentin’ ny onja teny amorony ianao
Sendra ankizy nilalao ka nataony kilalao.
Izaho sy ianao no mifamohy
jfklp tononkira.serasera.org Fa ny tantarako mbola hitohy
ie he he he, iô hô hô hô
2. Ataovy ao an-tsaina, izay no lalam-pitiavana
Ary tsarovy koa fa ny anjara e tsy azo lavina
Toy ny soratra natao teny amoron-dranomasina izy ireny
Rehefa ela tonga ny onja hanototra azy ireny.
Koa’ ndeha re soava dia
Fa ts’ isy tsiny re sanatria
ihretomr ie he he he , iô hô hô hô
otdodp Ramananjanahary Albert

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Albert RamananjanaharyHits : 3444
Likes : 0 Like
Created by : BrunoPAYET
Date : 22/07/2014 20:36