MADAGASIKARA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mitsatoka amin’ny foko letsy fa nozimbazimbain’ialahy
Roapolo taona be izao ve letsy tononkira.serasera.org ity tanindrazako malala
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Fony izaho mbola kely letsy dia efa nahalala
Ny fomba ratsin’ialahy letsy, tena fihetsik’adala
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy rvebbejf eo vinov eto Madagasikara
Jereo ny olona mijaly letsy, efa any amin’ny tantara
Ny harenany lasan’ialahy ewjfihiq letsy, izy no hitsara
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Miandry valibabena amin’ialahy izy, sazy sahaza amin’ialahy no ilainay
Tsy maintsy voasazy ialahy, satria alika…

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 4414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/12/2003 06:20