MADAGASIKARA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mitsatoka amin’ny mpgkx foko letsy fa nozimbazimbain’ialahy
Roapolo taona be izao ve letsy ity tanindrazako malala
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Fony izaho mbola tononkira.serasera.org kely letsy dia efa nahalala
Ny fomba ratsin’ialahy letsy, tena fihetsik’adala
Manontany i Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Jereo ny olona mijaly letsy, efa any amin’ny tantara
Ny harenany lasan’ialahy letsy, izy no hitsara
Manontany i rock Madagasikara
Mbay ialahy eo eto Madagasikara
Miandry valibabena amin’ialahy izy, sazy sahaza amin’ialahy no ilainay
Tsy maintsy voasazy ialahy, satria tsubhmpm alika…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROLFVisites : 4515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/12/2003 06:20