Ny zanakao jereo (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy anao raiky lehilahy eto an-tany
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao bsqnwxh sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny ztlfa vehivavy koa maro be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza lrlhyv atao an-kilabao
Na dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy mety anie ny ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô tononkira.serasera.org ô
Ny zanakao mba jereo
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao bsqnwxh sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny ztlfa vehivavy koa maro be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza lrlhyv atao an-kilabao
Na dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy mety anie ny ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô tononkira.serasera.org ô
Ny zanakao mba jereo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VoahangyVangy : 5480
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/02/2007 21:52
