Ny zanakao jereo (Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy anao raiky lehilahy eto an-tany
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny cold vehivavy koa maro be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny nbfcofpg zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza atao an-kilabao
Na vcuo dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy tononkira.serasera.org mety anie ny ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô ô
Ny zanakao mba jereo
Tsy karanao no hampitomany
Ny zanakao sarobidy
Nilaozanao nandositra adidy
Ny cold vehivavy koa maro be
Izany no nahatonga anao handeha
Natakalonao hadalana a a a
Ny nbfcofpg zanakao tavela an-tanana
Na dia fy aza ny kilalao
Ny zanakao aza atao an-kilabao
Na vcuo dia misy ny vehivavy tiana ô ô ô
Ny zanakao aza ariana.
Mba marina e
La vie, sôman’olon-jiaby
Ny lehilahy mijoro amin’ny fiainana
Tsy mba manary zaza e
Izay hohanina anio tadiavina
Ny rahampitso koa torak’izany
Ny vadinao efa mitotototo
Ny zanakao jereo fa mihadonto
Tsy tononkira.serasera.org mety anie ny ataonao ahy
Mipodiana hianao fa lehilahy
Na dia mamy raha ataonareo ô ô ô
Ny zanakao mba jereo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VoahangyHits : 5451
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 11/02/2007 21:52
