Mihodinkodina (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihodinkodina leitsy an!
Ity tanintsika ity
Mba mahaiza fetsifetsy an!
Sao ialahy dia mikodia
Misy ambony misy vlicked ambany an!
Fombany sclrajz ihany io lery e!
Izay mirodana aoka ho any an  }
Hikorisa, hikodia e    } (2)

Ts’iza hono izy fa akama !
Niara-niaina tamin’i ty
Tanaty fotaka malama
Tanaty trano fatim-by
Resabe avokoa
Ny tabataban-dry zalahy e!
Mody fhaqur hoe hanao soa
Kanjo hitsentsitra an’ialahy e!
Mody hoe hanao soa
Kanjo hanaikitra an’ialahy

Nony azony ny tononkira.serasera.org toerany
Mikarama vola be
Ny sakafonao no ferany
Izy anie ka be kile
Eo ialahy vao midanaka
Hoe tena dadany ilay aka
Nefa ialahy efa voadaka
Lôvy tsy nahazo laka
Nefa ialahy efa voadaka
Fa lasan’olona ny laka

MAHALEO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 7211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 07/11/2001 05:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014