Mihodinkodina (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihodinkodina leitsy an!
Ity tanintsika ity
Mba mahaiza fetsifetsy an!
Sao ialahy dia mikodia
Misy ambony misy ambany an!
Fombany ihany io lery e!
Izay mirodana aoka ho any an  cwmjpdwu }
Hikorisa, hikodia e    } (2)

Ts’iza hono izy fa akama !
Niara-niaina tamin’i ty
Tanaty fotaka malama
Tanaty trano fatim-by
Resabe tononkira.serasera.org avokoa
Ny tabataban-dry zalahy e!
Mody hoe hanao soa
Kanjo hitsentsitra nabxikto an’ialahy e!
Mody hoe hanao soa
Kanjo hanaikitra an’ialahy

Nony gauyue azony ny toerany
Mikarama vola be
Ny sakafonao no ferany
Izy anie ka be kile
Eo ialahy vao midanaka
Hoe tena dadany ilay aka
Nefa ialahy efa voadaka
Lôvy tsy nahazo laka
Nefa ialahy efa voadaka
Fa lasan’olona ny laka

MAHALEO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 7307
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/11/2001 05:11
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.027