Tafalatsaka (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Teo foana ianao tsy mba niala fa naharitra
Tsy nisy ranon’orana fa mbola niaritra
Nitondra hazavana nameno ireo banga!
Ka tafalatsaka aho
Bridge:
Ka tiako raha ianao ilay miondana
Ny sandriko tsy arary hanohana
Fitia mamiravira tsy hionona aho
Satria koa ny aty efa vonona
Ny ho tia anao, fitia ho anao
Tsy amiravira izay fitia omenao ahy
Hanaja anao, hamakivaky ny ady sarotra fa aza manahy

Refrain:
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao

2.Lasa omba ny lasa ka mipetraka ho tantara
Mibanjina ny ho avy ka ianao no hoatako anjara
Safidy efa tsy miova ka tsy hizarazara
Fitiavan-jaza ny ao am-po ka tsara karakara
Bridge:
Ka tiako raha ianao ilay miondana
Ny sandriko tsy arary hanohana
Fitia mamiravira tsy hionona aho
Satria koa ny aty efa vonona
Ny ho tia anao, fitia ho anao
Tsy amiravira izay fitia omenao ahy
Hanaja anao, hamakivaky ny ady sarotra fa aza manahy

Refrain:
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao

Bridge:
Lalana tsy maintsy ho diavina ka matokisa
Ho famantarana ilay peratra no dinantsika
Hifankatia raha misy ny ady be tsy voatanisa
Tsy hisampana tsy hisaraka fa ho doria ny antsika
Lalana tsy maintsy ho diavina ka matokisa
Ho famantarana ilay peratra no dinantsika
Hifankatia raha misy ny ady be tsy voatanisa
Tsy hisampana tsy hisaraka fa ho doria ny antsika

Refrain:
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao
Na hiafiana ah, na hikipiana ah
Ianao ilay faniriana ah
Zah efa vonona ny iara-dalana aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMIAN
Vangy : 95
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 13/07/2024 08:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0126