Nofy (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mahasarika ilay fihetsikao
mampanofy ahy!
Te-hiresaka aminao handray anao ho namako aho!
Hanjifa ilay endrikao ho tonga tsiky ho ahy
Mazàva anaty aizina tiako ianao mba ho ahy!
Nanaitra ity foko nampiazakazaka ahy
Tsy ho tafandry mandry raha hoe hilaozanao indray!

Bridge:
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo

Refrain:
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo

2.Mamaivay ny ato anaty te-hiantso kanefa,
Mataotra mafy sao ho diso fiantefa
Tsy aritro ny tsy hiteny sy hilefy!
Ka tsy ho lefitro raha ho voafefy
Hanjifa ilay endrikao ho tonga tsiky ho ahy
Mazàva anaty aizina tiako ianao mba ho ahy!
Nanaitra ity foko nampiazakazaka ahy
Tsy ho tafandry mandry raha hoe hilaozanao indray!

Bridge:
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo
Nirehitra ilay afo tato anaty
Nangovitra aho, Tsy tafandrimandry
Nisitaka aho mba tsy iasa loha
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo

Refrain:
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Nirin’ity fo …
Kanefa sarotra fa ianao ilay nirin’ity fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMIAN
Vangy : 93
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 13/07/2024 09:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0808