Tsy Aritro (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsy aritro nanantona aho fa
Ho neniko raha tsy hiresaka aminao
Tsapako babo ny saiko fa kanto ilay tsikinao
Fakam-panahy ho ahy
Voninkazo maha te hizaha
Mioty azy sarotra
Tiako ho ahy mba ho silam-panahy
Fakam-panahy ho ahy
Voninkazo maha te hizaha
Mioty azy sarotra
Tiako ho ahy mba ho silam-panahy

Fiverenana:
Ka omeo ahy omeo ahy
Omeo ahy ilay tananao
Atolory ahy, omeo ahy ilay tsikinao
Ka tiako ho eo anilako
Fakam-panahy ho laviko
Tiako ianao ho anjarako
Ravo ny saiko raha eo anilanao
Anilanao

2.Efa ela no naniriako anao
Raha ny hampiakatra dia efa vonona aho
Fa ny foko efa tia
Tia anao aho satria
Fakam-panahy ho ahy
Voninkazo maha te hizaha
Mioty azy sarotra
Tiako ho ahy mba ho silam-panahy
Fakam-panahy ho ahy
Voninkazo maha te hizaha
Mioty azy sarotra
Tiako ho ahy mba ho silam-panahy

Fiverenana:
Ka omeo ahy omeo ahy
Omeo ahy ilay tananao
Atolory ahy, omeo ahy ilay tsikinao
Ka tiako ho eo anilako
Fakam-panahy ho laviko
Tiako ianao ho anjarako
Ravo ny saiko raha eo anilanao
Anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMIAN
Vangy : 82
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 12/07/2024 19:49
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0205