Kanto (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tiako oh, tiako oh
Kanto loatra izany feo
Maheno an'azy na mandra maraina aza brada,
Jamais, jamais zah tsy leo
Marary izy no fanafody eh
Malefaka miangotigoty eh
Ny mpankahala aleo hiantso tody eh
Tsy hatakaloko fa sarobidy eh

Fiverenana:
Kanto, tiako ny mozika ka tsy avelako oh
Oh kanto, tiako ny mandihy ka tsy avelako oh
Eh raha misy mikasa handrara ah
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky fa hioalaoala ah, hioalaoala ah, hioalaoala
Raha misy mikasa handrara
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky aho fa hilalala ah, hioalalala ah, hioalaoala

2.Manainga fanahy moramora,
Kanto izy tsy molamola,
Na segondra, minitra sy ora ah
Matsiro izy ra miampy kola
Marary izy no fanafody eh
Malefaka miangotigoty eh
Ny mpankahala aleo hiantso tody eh
Tsy hatakaloko fa sarobidy eh

Fiverenana:
Kanto, tiako ny mozika ka tsy avelako oh
Oh kanto, tiako ny mandihy ka tsy avelako oh
Eh raha misy mikasa handrara ah
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky fa hioalaoala ah, hioalaoala ah, hioalaoala
Raha misy mikasa handrara
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky aho fa hilalala ah, hioalalala ah, hioalaoala

Kanto, tiako ny mozika ka tsy avelako oh
Oh kanto, tiako ny mandihy ka tsy avelako oh
Eh raha misy mikasa handrara ah
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky fa hioalaoala ah, hioalaoala ah, hioalaoala
Raha misy mikasa handrara
Raha tezitra tambatambazo eh
Tsy hanaiky aho fa hilalala ah, hioalalala ah, hioalaoala

Tiako oh, tiako oh
Kanto loatra izany feo
Maheno an'azy na mandra maraina aza brada,
Jamais, jamais zah tsy leo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMIAN
Vangy : 75
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 12/07/2024 19:55
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122