TSY HAY KOBONINA (RAMIAN)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Toa tsy hay kobonina fa toa mandoro anaty!
Odian-tsy hita nefa ndraindray toa mankarary fo
ilay fihetsikao iny indraindray zah tsy mahatanty
ilay mahita anao adalain'olo zah no marary an-doha
Nefa menatra aho na ny hiteny anao
Te hilaza fa hoe tiako ianao ,
Sao de mba efa mana-tompo lay,
ka ho fitia diso fiantefa ny ahy
nefa tsapako fa tena mila anao anie aho , eeeeh
Tiako ho fantatrao fa efa hatry ny ela aho
no naniry anao oooohh

Inter:
Fa ny androany aho , tsy nahatana intsony ah
Tsy hampanantena anao irony kintana eny ambony ah
Fa fitiavana mameno fo ny ahy no feno,
izay omeko anao anie fa tsy kilalao
ieee.. ieee ..

Refr:
Ka aleo ho anah irery ihany fa tsy avelako intsony mandeha !
Ny anilanao no tiako f' eo re no mba mahasalamana eh !
Tsy ahita otranao na hiodina eraky ny tany eeehh
'lay tsikinao mamiratra mitondra hazavana ehhh
Zah mila hafanana eh, ianao ilay fahazavana eeehh
zah mila hafanana eehhh
ieee... ieee ...

2.Efa ela niandrasana anao anie za fa tonga ihany
ianao iny eee
Sady mapanantena anao fa tsy hampijalijaly anao ,
zany anh aaa
Ka ny androm-piainanao rehetra dia ho fifaliana
Efa ela nanirina anao fa tsy hamilafila, fa fifaliana
ka matokisa ianao fa za tsy hamitaka anao izany ah,
any anh aaa
ilay foko mitempo anao reko miha-mafana!
ilay feonao farina toa matamana!
Tsy fitia kilalao fa fitia tena izy eH ,
Fitia avy amin'ny fo.

inter:
Fa ny androany aho , tsy nahatana intsony aho
Tsy hampanantena anao irony kintana eny ambony aho
Fa fitiavana mameno fo ny ahy no feno,
izay omeko anao anie ka tsy kilalao
ieee.. ieee ..

Refr:
Ka aleo ho anah irery ihany fa tsy avelako intsony mandeha !
Ny anilanao no tiako f' eo re no mba mahasalamana eh !
Tsy ahita otranao na hiodina eraky ny tany eeehh
'lay tsikinao mamiratra mitondra hazavana ehhh
Zah mila hafanana eh, ianao ilay fahazavana eeehh !
zah mila hafanana ee
ieee

Bridge:
ilay foko anie hoa efa lasanao ouuuu
efa tsisy intsony azo atao
ny foko anie hoa ka efa lasanaoo
efa tsisy intsony azo atao

Refr:
Ka aleo ho anah irery ihany fa tsy avelako intsony mandeha !
Ny anilanao no tiako f' eo re no mba mahasalamana eh !
Tsy ahita otranao na hiodina eraky ny tany eeehh
'lay tsikinao mamiratra mitondra hazavana ehhh

RAMIAN x GANJELLO
TSY HAY KOBONINA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAMIAN
Vangy : 555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ramian_Gasy_Loud
Daty : 12/02/2023 18:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111