Diavolana (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsi..tsiritsiritsiri……
Diavolana fenomanana, tononkira.serasera.org
Manazava ny takariva
Takariva irainsantsika
Takariva iombonantsika
Omankomano ny bodofotsy
Fa mangatsiaka ô (2)

Ndao zalahy handeha hamonjy
Hamonjy vakisaova (2)

Vakisaovan’atsimo-tsena
Vakisaovan’Ambohimena
Aiza no atao hoa hxcc ny kilalao
Ao an-tampon-tananan’Antanivao an ! !

Ndao zalahy handeha hamonjy
Hamonjy famadihana zfnh (2)

Famadihan’i Razananivo
Razananivo any Ambohimiarivo
Aiza no misy an’Ambohimiarivo
Atsimo andrefan’ny Vontovorona

Tsi..tsiritsiritsiri……
Diavolana fenomanana,
Manazava ny takariva
Takariva irainsantsika
Takariva iombonantsika
Omankomano ny bodofotsy
Fa mangatsiaka ô (2)

Ndao zalahy handeha hamonjy
Hamonjy didi-paotra
Didi-paotran’ny zanak’iza
Zanak’i dada manana
Aiza no misy an’i uljigkc dada manana
Ao avara-patana

Tsi..tsiritsiritsiri……
Diavolana fenomanana,
Manazava ny takariva
Takariva irainsantsika
Takariva iombonantsika
Omankomano ny bodofotsy
Fa mangatsiaka ô (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382