Ampidiro aloha ny tenimiafina
Diavolana
Tsi..tsiritsiritsiri…… ré Diavolana fenomanana, ré Manazava ny takariva ré Takariva irainsantsika ré Takariva iombonantsika ré Omankomano ny bodofotsy la Fa mangatsiaka ô (2) sim Ndao zalahy handeha hamonjy ré Hamonjy vakisaova (2) sol Vakisaovan’atsimo-tsena ré Vakisaovan’Ambohimena la Aiza no atao hoa ny kilalao ré Ao an-tampon-tananan’Antanivao an ! ! la ré Ndao zalahy handeha hamonjy ré Hamonjy famadihana (2) sol Famadihan’i Razananivo ré Razananivo any Ambohimiarivo la Aiza no misy an’Ambohimiarivo ré Atsimo andrefan’ny Vontovorona la ré Tsi..tsiritsiritsiri…… Diavolana fenomanana, Manazava ny takariva Takariva irainsantsika Takariva iombonantsika Omankomano ny bodofotsy Fa mangatsiaka ô (2) Ndao zalahy handeha hamonjy Hamonjy didi-paotra Didi-paotran’ny zanak’iza Zanak’i dada manana Aiza no misy an’i dada manana Ao avara-patana Tsi..tsiritsiritsiri…… Diavolana fenomanana, Manazava ny takariva Takariva irainsantsika Takariva iombonantsika Omankomano ny bodofotsy Fa mangatsiaka ô (2)
