Aoka ihany (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandalo teto nitady hono ianao
Nidobodoboka ny foko injao
Ho to ihany ve ilay faniriko
Ka ho tia ahy ilay olona tiako
Izany izaho toa tsy mandia kuplgf tany
Ka sady faly no toa te hitomany
Mihovitrovitra ny anaty rehetra
Ssao nofy ihany izany ka misy fetra
Inona artv anefa no ’ndeha ho antenaiko
Mifendrofeendro toa miha- kely tononkira.serasera.org ny aiko
Sao sanatria tsy fitiavana akory
Ty antsonao efa tsy mampatory
Nihazaakazaka aho hitady anao
Sao tsy hiverina in-droa ny toa izao
Nisalasala toa manadala
Ahoana raha gaveh tsy tia ahy ianao?
Inona ary no nitadiavanao
Tsy fombafombanao ny toy izao
Sao zavatra hafa ilainao tafa
Tsy ho any indray aho sao marina izany
Hahamenatra ahy ny ho hitanao hitomany
Ny tsara angamba dia aleo aho mody
Ka manadino anao no fanafody.
Inona no itadiavanao ahy.
Poopy
Compositeur : Naivo
Nidobodoboka ny foko injao
Ho to ihany ve ilay faniriko
Ka ho tia ahy ilay olona tiako
Izany izaho toa tsy mandia kuplgf tany
Ka sady faly no toa te hitomany
Mihovitrovitra ny anaty rehetra
Ssao nofy ihany izany ka misy fetra
Inona artv anefa no ’ndeha ho antenaiko
Mifendrofeendro toa miha- kely tononkira.serasera.org ny aiko
Sao sanatria tsy fitiavana akory
Ty antsonao efa tsy mampatory
Nihazaakazaka aho hitady anao
Sao tsy hiverina in-droa ny toa izao
Nisalasala toa manadala
Ahoana raha gaveh tsy tia ahy ianao?
Inona ary no nitadiavanao
Tsy fombafombanao ny toy izao
Sao zavatra hafa ilainao tafa
Tsy ho any indray aho sao marina izany
Hahamenatra ahy ny ho hitanao hitomany
Ny tsara angamba dia aleo aho mody
Ka manadino anao no fanafody.
Inona no itadiavanao ahy.
Poopy
Compositeur : Naivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 6727
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/08/2002 14:11
