Nahoana (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no mila kisa
Kanefa ny masonao tsy mbola nahita nandritra
Izay fotoana ela izay niarahantsika tsy fanditra,
Izao toa tezi-dava sy be kitakita.
vavan’olona ve hylk no henoina
Tonga dia noraisinao, tsy mba porofoina ddiw fa ninoana
Miziriziry amin’ny hevitra diso ianao fa mitandrema
Toa manjary mpanamarin-tena
Zary sahy namoaka teny tsy voahevitra
Raha vovncqab tsy izany angamba tsy hay hoe tezitra
Mahana ny ratsy atao dia ny olona no enjehina
Nahoana ary ianao no avo vava,
Nefa tsy mba toetranao ny mivazavaza mitabataba,
Somary ento mora ihany fa tafahoatra loatra izany
Zavatra tsy misy dia teren-ko hisy
Ianao anie mbola tsy nahatratra,
Dia tononkira.serasera.org indro fa lasa aloha ny fanalam-baraka tsy zaka
Izany rehetra izany mbola tsy amoizako anao hatrany
Eritrereto ka saintsaino ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 11962
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10