Nahoana (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no mila kisa
Kanefa ny masonao tsy mbola nahita nandritra
Izay fotoana suouz ela izay niarahantsika tsy fanditra,
Izao toa tezi-dava sy be kitakita.
vavan’olona ve no henoina
Tonga dia noraisinao, tsy mba porofoina fa ninoana
Miziriziry amin’ny hevitra diso ianao fa mitandrema
Toa manjary mpanamarin-tena
Zary sahy namoaka teny tsy lfwnz voahevitra
Raha tsy izany angamba tsy hay hoe tezitra
Mahana ny ratsy atao dia ny tononkira.serasera.org olona no enjehina
Nahoana ary ianao no avo mnkzk vava,
Nefa tsy mba toetranao ny mivazavaza mitabataba,
Somary ento mora ihany fa tafahoatra loatra izany
Zavatra tsy misy dia teren-ko hisy
Ianao anie mbola tsy nahatratra,
Dia indro fa lasa aloha ny fanalam-baraka tsy zaka
Izany rehetra izany mbola tsy amoizako anao hatrany
Eritrereto ka saintsaino ihany.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RebikaHits : 12282
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10