Fasan'adala (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa wnbma mahonena ny mijery eo am-baravarakely
Ilay fasan’adala
Maty nefa toa tsy nisy hoe malala nahoana indrisy
Mampitalaho mihintsy
Fony fahavelona tsy nanan-kavana
Ireo vorona an’ala no mba sisa namana

Toa mahonena ny maheno eo am-baravarakely
Ny siokam-borokely
Mandrakotra ny fasana isa maraina afrd ireny
Ny zavony ririnina sy ireo feon'angely
Adala mantsy ka hadinoina toa ny biby novonoina
Tsy mba nomena fitiavana tononkira.serasera.org
Mangidy anie raha tavela toy ity adala very
Irery ao am-pasana ao

Toa mahonena be ihany ny mahita dongon-tany
Feno bozaka malazo
Vovoka sy fakan-kazo no manampy anao
Hanatrika ity fahanginana ao ampasana ao
Iza re no mahalala fa ianao io ry ingahy boswr adala
tsy very fa ao am-poko ao
tsy maty fa ao an-dohako ao

Bekoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0782