Tsy ahita (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitadiava ianao
Mandritra ny fiainanao
Tsy hadalainao raha izaho
Fa tsy hahita akory ianao
Olona iray nitia anao tahaka ahy
Mbola tia sy ho tia anao
Tsy hisy hahafoy
Toy izay nomeko anao
Na afaka hanambara
f’izaho ho armkjd leo anao
Mitombo isanandro ny fitiavako anao
Ny omaly resin’ny qwkoptsu anio
Tsy hihazona anao aho
Satria tiako hahita ianao
F’izaho irery no mbola tononkira.serasera.org tena tia
Fantatro fa tsy lajlm hahita any ianao
Tsy misy hanam-po
Ny haben’ny foko tia
Hafoiko hatramin’ny aiko
Raha ilaina ho anao
Hanam-paharetana aho
Izaho irery no hahay
Hahazaka ny tsy mety ataonao
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
Mandritra ny fiainanao
Tsy hadalainao raha izaho
Fa tsy hahita akory ianao
Olona iray nitia anao tahaka ahy
Mbola tia sy ho tia anao
Tsy hisy hahafoy
Toy izay nomeko anao
Na afaka hanambara
f’izaho ho armkjd leo anao
Mitombo isanandro ny fitiavako anao
Ny omaly resin’ny qwkoptsu anio
Tsy hihazona anao aho
Satria tiako hahita ianao
F’izaho irery no mbola tononkira.serasera.org tena tia
Fantatro fa tsy lajlm hahita any ianao
Tsy misy hanam-po
Ny haben’ny foko tia
Hafoiko hatramin’ny aiko
Raha ilaina ho anao
Hanam-paharetana aho
Izaho irery no hahay
Hahazaka ny tsy mety ataonao
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 15333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
