'Ty toetranao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dogsj
‘Reo fombafomba ratsy hatrizay izay nahazatra anao,
‘lay tiatiakely nahatamàna anao, nataonao fanao.
‘Lay fahazaran-dratsy tia mandray, etsy sy eroa,
fitiavan-tena diso tafahoatra, mibàhana ao an-doha.
Mahamenatra ny ataonao, ka ajanony any ‘zao dia izao !
Efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !
Izay nafafy ihany no hojinjaina aoriandriana ao.
Ny efymscf tody anie tsy misy fa ny atao no hivaly aminao.
Na mety aza ny ataonao izao, saino ihany ny hoavy.
Ny androany tononkira.serasera.org anie tsy ho rahampitso, ka tandremo ihany.
Tsy efa zwsxaw ampy ve ny hatrizay,
no manao foana ianao, tsy mety fay ?
Izay tratra anie ka hahamay.
Ka mba miova !
Mahamenatra ny ataonao,
ka ajanony any ‘zao dia izao !
Efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 11709
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : bitika
Daty : 09/04/2004 03:39