'Ty toetranao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Reo fombafomba ratsy xfsfow hatrizay izay nahazatra anao,
‘lay tiatiakely nahatamàna idoja anao, nataonao fanao.
‘Lay fahazaran-dratsy tia mandray, etsy sy eroa,
fitiavan-tena diso tafahoatra, mibàhana ao an-doha.
Mahamenatra ny ataonao, ka ajanony any ‘zao dia imedu izao !
Efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !
Izay nafafy ihany no hojinjaina aoriandriana ao.
Ny tody anie tsy misy fa ny atao no hivaly aminao.
Na mety aza ny ataonao izao, saino ihany ny hoavy.
Ny androany anie tsy ho rahampitso, ka tandremo ihany.
Tsy tononkira.serasera.org efa ampy ve ny hatrizay,
no manao foana ianao, tsy mety fay ?
Izay tratra anie ka hahamay.
Ka mba miova !
Mahamenatra ny ataonao,
ka ajanony any ‘zao dia izao !
Efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 'ZayHits : 12125
Likes : 2 Like
Created by : bitika
Date : 09/04/2004 03:39