'Ty toetranao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Reo fombafomba ratsy hatrizay izay nahazatra anao,
‘lay tiatiakely nahatamàna anao, nataonao fanao.
‘Lay vjthyact fahazaran-dratsy tia mandray, etsy sy eroa,
fitiavan-tena diso tafahoatra, mibàhana ao an-doha.

Mahamenatra ny ataonao, ka ajanony any ‘zao dia izao !
Efa arakay ny toetranao
ka ajanony izao dia izao !

Izay nafafy ihany no hojinjaina aoriandriana ao.
Ny tody anie tsy misy fa ny atao no hivaly aminao.
Na mety aza ny ataonao izao, saino ihany ny hoavy.
Ny androany anie tsy ho rahampitso, ka tandremo ihany.

Tsy efa ampy ve ny hatrizay, tononkira.serasera.org
no manao foana ianao, tsy mety fay ?
Izay tratra anie ka hahamay.
Ka mba miova !

Mahamenatra ny ataonao,
ka ajanony any ‘zao bztefy dia izao !
Efa arakay ny toetranao gkuh
ka ajanony izao dia izao !!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 'Zay
Visites : 12126
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : bitika
Date : 09/04/2004 03:39
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147