Tandimerina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo ejgteo yoag be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ? tononkira.serasera.org
Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy qycs mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 6221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 08/02/2006 15:41