Hafatra (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Etsy twhyq hafarako kely ianao
Rah hikopak’elatra ho any
Etsy hafarako kely ianao
Mba jereo ilay tananako any
Etsy hafarako kely ianao
Raha hifindra lasy any ho any
Etsy hafarako kely ianao
Mba jereo hoe ireo havako any

Mba manao ahoana i dada sy tononkira.serasera.org neny
Ireo nahitako wnrhzke masoandro
Ny zanany aty dia manirery
Ka mahatsiaro sy manina
Na atoandro na alina
Ireo zandry udgjnbtc malala tsy mba mahafoy
Manina anareo ireo tokana
Satriny foana mbola hihira ho anareo
Saingy tsy afaka manoatra
Fa tapi-dàlana aleha

Raha azona atao mba lalovy kely
Ilay toerana filalaovanay fony kely
Sao mbola mitoetra ny vetso-kafaliana
Mba ho eto aty mba ho ataoko ho
Fahatsiarovana



http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0211