Ry loloko ô (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolazainao lavitry qhuxyt ny maso lavitry ny fo
Nolazainao fa ny tsara eny mety adino
Nolazainao hitanao fa mbola tiana izy
Lay tovovavy zay nomeko anaram-bositra hoe
Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2)
Afaka iray volana aho dia hiverina indray
Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2)
Eo anilanao no mitoetra
Ny fitiavantsika hery lehibe dia lehibe
Ka ny lanitra no mitahy azy amin’izao fotoana izao
Noho cotzyrq izay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy
Ilay qrqicwub tovovay iray izay nofihiniko
Ry loloko ô tononkira.serasera.org ...
Ny ranomasina dia kely dia kely
Anatrehan’ny fo roa mifankatia
Noho zay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy
Ilay tovovay iray izay izay norohako
Ry loloko ô ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ClimVangy : 18984
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Claveraj
Daty : 11/08/2004 00:45