Ry loloko ô (Clim)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolazainao lavitry ny maso lavitry ny fo
Nolazainao fa ny tsara eny mety adino
Nolazainao hitanao fa mbola tiana izy
Lay tovovavy zay nomeko anaram-bositra hoe
Ry loloko ô (2) gcnh ry loloko ô (2)
Afaka iray volana aho dia hiverina indray
Ry loloko ô (2) ry loloko ô (2)
Eo anilanao no mitoetra
Ny zuqjtnxf fitiavantsika hery lehibe dia lehibe
Ka ny lanitra no mitahy azy amin’izao fotoana izao
Noho izay nolazainao hitanao fa mbola tiako izy
Ilay tovovay iray izay nofihiniko
Ry loloko ô ...
Ny ranomasina tononkira.serasera.org dia kely dia kely
Anatrehan’ny fo roa mifankatia
Noho zay nolazainao hitanao clqkd fa mbola tiako izy
Ilay tovovay iray izay izay norohako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ClimHits : 19144
Likes : 0 Like
Created by : Claveraj
Date : 11/08/2004 00:45