MIFONA (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka re tsy ho tsiniko
Ry Tompoko Andriamanitro , ny teniko sy ny fitarainako
Eny fantatro tsara moa
O ry Tompoko Andriamanitro ny andrasanao
Ka tokony aharitra aho


zxsndn      Nefa fantatrao ny ao am-poko ao
      Fa mitady hanjaka ao ny ratsy
      Te hamaly anao hoe ahoana moa no angina koa
      Fa ianao iankinako tsy hitako
      Ka iantrao fa inona moa izahay anatrehanao
      Mba iantrao diovy ny fonay
   tononkira.serasera.org    Sitrano ny ahiahy arovinai zahay


                Efa fantatrao fa mpanota aho
                Nefa mbola niantso anao
                Ry Tompoko Andriamanitro
                Fa amin’iza moa no hitarainako
                Raha maizina ny fiainako tsy ho bvhvkjo aminao
                TOMPOKO
         dycoum        E fantatrao,ny fo sy fisainanay
                E tsinontsinona
                Mba hiantrao avy amin’ny teninao
                Sitrano ny ahiahy
                Arovinao ’zahay


            AZA ELA RY TOMPO AFAHO NY ZIOGAKO



Auteur:POOPY
Compositeur:NAIVO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0212