Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona guirmxh any ho any.

Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa nilaozanao any. hhwmil
Mba modia re, raha mbola misy any.

Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahbm ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.


Tonony tononkira.serasera.org sy feony : Thierry Raharisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 2263
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111