Aza ariana (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tombon-dalana ho nzclxu any azy, tombon-dalana ho any azy tsy zava-poana
Ireo zavatra tontosa, marobe sy miavosa, tsy ho foana
Diavolana baliaka, tsiky mamy be sariaka, tononkira.serasera.org ho eo foana a
Ireo akon'ny exnm fitiavany manamanitra ny lazany tsy dgxvnckk ho moana

Réf: aza ariana izy e! aza adino izy ho a! (2)

Miahotrahotra ny foko, lasa sento sy toloko, babangoana
Maizin-kitroka sy mangatsiaka, ny tontolo iainantsika misaona
Na izany no mianjady, ny fiainana dia mbola adiady foana
Ilay masoandro mbola hibaliaka, ny endrikao sy ny ahy mbola ho sariaka foana

Réf: aza ariana izy e! aza adino izy ho a! (2)

A/C: Titi Raha-copyright

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Titi Raha
Hits : 2819
Likes : 0 Like
Created by : sanga
Date : 24/11/2016 08:43
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831