Toko dimy (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity tononkira.serasera.org hira mozika ity e
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika nkply ity, Yeeeaaah!
Mozika miritsoka sy oeqwikk majika, mitondra ahy misidina any ambony
Mozika mitondra fitia tsy ho ritra, mitobaka lalina any am-ponao any eee
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity e
Toko dimy, toko dimy
Nataoko toko dimy ity hira mozika ity, Yeeeaaah!
Ho ravaky ny andro sy ireo ora maizina, mamoha ireo fanahy izay toa mandrimandry
Atao neyvedc fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny atao mba ho maivana e, Yeeeeee!

Atao fanafodin'ireo malaindaina, atao hainga hanakanto ny atao mba ho maivana e
Manala fahanginana e, mampisinda ahiahy, masoandro mamiratra e, ho anareo sy ho anay
Ho fenomanana hatrany anie, diavolan-ko lavan mozika manambatra e, hampiray fa tsy handrava.
Tonony sy feony : Titi RAHA ©

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Titi RahaHits : 2289
Likes : 1 Like
Created by : sanga
Date : 19/11/2016 20:59