Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any.
Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga ejhvbay tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa nilaozanao any. gcrj
Mba modia re, raha wixqtzvz mbola misy any.
Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy tononkira.serasera.org ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.
Tonony sy feony : Thierry Raharisoa
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any.
Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga ejhvbay tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa nilaozanao any. gcrj
Mba modia re, raha wixqtzvz mbola misy any.
Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy tononkira.serasera.org ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.
Tonony sy feony : Thierry Raharisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Titi RahaHits : 2257
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 18/11/2017 19:04
