Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento tononkira.serasera.org mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any.

Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa hgzqzo nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any. sjfrrs acqo

Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.


Tonony sy feony : Thierry Raharisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 2259
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106