Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa pciyvua vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any.
Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany ngivdmni aho.
Toa ranomason-jorery.
Very tononkira.serasera.org dia e, fa nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any.
Tsy voarefy na voafefy ilay toloko zusmtsgw ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.
Tonony sy feony : Thierry Raharisoa
Mangingina lasa pciyvua vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho any.
Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany ngivdmni aho.
Toa ranomason-jorery.
Very tononkira.serasera.org dia e, fa nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any.
Tsy voarefy na voafefy ilay toloko zusmtsgw ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia mafy ny ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.
Tonony sy feony : Thierry Raharisoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Titi RahaVisites : 2258
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 18/11/2017 19:04
