MANAIKY AHO (Firmin)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MANAIKY AHO
FIRMIN
Tompo ô tsy haiko ny hangina
Fa tena resinao lahatra aho
Ho xsqy aiza aho, mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho izay no lalana
Hamefenao ahy
K’isaorako anao indrindra
Tompo ô
Nahoana aho tononkira.serasera.org moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako sxyffxe dia avy aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F’ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no naha-toy izao ahy
Tompo ô toa ny andro mahaory
Mavesatra indrindra no lalovako
Mafy ny fisarahana @ maha-olombelona
Nefa nanehoanao fahagagana
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho izay no lalana
Fa ny fzprwk androko omaly ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Anao ny fiainako
FIRMIN
Tompo ô tsy haiko ny hangina
Fa tena resinao lahatra aho
Ho xsqy aiza aho, mahamenatra ahy
Ireo heloka sy ny hadalana natao
Inty aho mahatsapa ny fitiavanao ahy
Mahamay ny fitsapana
Manaiky aho izay no lalana
Hamefenao ahy
K’isaorako anao indrindra
Tompo ô
Nahoana aho tononkira.serasera.org moa no tsy hankasitraka foana
Fa ny fiainako sxyffxe dia avy aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
F’ianao no naha-toy izao ahy
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Fa ny fahasoavanao no naha-toy izao ahy
Tompo ô toa ny andro mahaory
Mavesatra indrindra no lalovako
Mafy ny fisarahana @ maha-olombelona
Nefa nanehoanao fahagagana
Na izany aza Tompo Tsitoha
Manaiky aho izay no lalana
Fa ny fzprwk androko omaly ny ampitso sy androany
Inoako foana fa avy aminao
Nahoana moa no tsy hanaiky aho
Ekeko tsy isalasalana ny hitantananao ahy
Ekeko izany
Anao ny fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FirminVangy : 31241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 24/04/2007 09:32
