Mamiko ny Teninao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Mandresy lahatra ahy ny teninao Jesosy Malala ô
Ilay tokana ato am-poko
Manoro lalana hizorako, fanilo hazavana mitsinjo ahy ety
Ref : Maminay tokoa mbsbtatr ny Teny,
Mihoatra ny tantely ato am-bavako
Fa tena aina, famonjena,
Dia toky sy harena ho anay izao
Teninao izay tsy inona fa Ianao Jesoa
Tonga nofo ho anay Ilay sqvxen Teninao ry Ray
2. Raha tojo adim-piainana aho indraindray
ka mila hitomany miondrika amin'ny tany
Ny Teninao no mampitraka ahy otyriegy toky, fanantenana
Sy tanjaka ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 608
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 16/05/2025 18:15