Mamiko ny Teninao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandresy lahatra alfpoms ahy ny teninao pjuse Jesosy Malala ô
Ilay tokana ato am-poko
Manoro lalana hizorako, fanilo hazavana mitsinjo ahy lglahxxv ety
Ref : Maminay tokoa ny Teny,
Mihoatra tononkira.serasera.org ny tantely ato am-bavako
Fa tena aina, famonjena,
Dia toky sy harena ho anay izao
Teninao izay tsy inona fa Ianao Jesoa
Tonga nofo ho anay Ilay Teninao ry Ray
2. Raha tojo adim-piainana aho indraindray
ka mila hitomany miondrika amin'ny tany
Ny Teninao no mampitraka ahy toky, fanantenana
Sy tanjaka ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 706
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 16/05/2025 18:15