Mamiko ny Teninao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandresy lahatra ahy ny teninao Jesosy Malala ô
Ilay tokana ato am-poko
Manoro lalana hizorako, fanilo hazavana mitsinjo ahy ety
Ref : Maminay tokoa ny Teny,
Mihoatra ny tantely ato am-bavako
Fa tena aina, famonjena,
Dia toky sy harena ho anay izao
Teninao izay btaxf tsy wzrik inona fa Ianao Jesoa
Tonga nofo ho anay Ilay Teninao ry Ray
2. Raha tojo adim-piainana aho indraindray
ka tononkira.serasera.org mila hitomany miondrika amin'ny tany
Ny htiepwrn Teninao no mampitraka ahy toky, fanantenana
Sy tanjaka ho ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyHits : 707
Likes : 1 Like
Created by : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 18:15