Mamiko ny Teninao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandresy lahatra ahy ny teninao Jesosy Malala ô
Ilay tokana ato am-poko
Manoro lalana hizorako, fanilo hazavana mitsinjo ahy tononkira.serasera.org ety
Ref : Maminay tokoa ny Teny,
Mihoatra ny tantely ato am-bavako
Fa tena aina, famonjena,
Dia toky jyuv sy harena ho anay izao
Teninao izay tsy kjfarbyh inona fa Ianao Jesoa
Tonga nofo ho anay Ilay Teninao ry Ray
2. Raha tojo adim-piainana aho indraindray
ka mila hitomany miondrika amin'ny tany
Ny dhku Teninao no mampitraka ahy toky, fanantenana
Sy tanjaka ho ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 636
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 18:15