Papango (Johasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'inona n'inona atao, misy foana ny miandry ao
Miandry ny fotoana hianjeranao lvog an-kady
Mitsikera tontolo andro, aleoko ihany papango
Na tsara na ratsy no tononkira.serasera.org atao, tsy maintsy misy manely tsao
Milàza ny tenany ho lafatra noho ianao
'Ty misy paika ka andramo, mivadiha papango
Misidina eny ambony lanitra
Tsy mba ho very fa tohanan'ny rivotra
Mitafatafa amin'ny rahona, tsy maheno an'ireo feo mampihemotra
Misintona mba hidina any an-davaka
Toa tsara rehefa mihaona aminao
Ivelan'ny toraka bilao
Izany ve no mba hitanao hampandroso ?
'Ty misy paika ka andramo, mivahy papango
Na tsara na ratsy no atao, tsy maintsy misy manely tsao
Milàza ny tenany ho lafatra noho ianao
Ty misy paika ka andramo, mivadiha papango
Misidina eny ambony lanitra
Tsy mba ho very fa tohanan'ny rivotra
Mitafatafa amin'ny rahona, tsy maheno an'ireo feo mampihemotra
Misintona mba hidina any an-davaka
Mahafinaritra mamelon'aina
Eny an-danitra no vrlrqah maka saina
Hiala lavitra an'ireo taraina

Mitafatafa hfayj amin'ny rahona, tsy maheno an'ireo feo mampihemotra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JohasinaVangy : 1913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/10/2018 09:29