Angamba (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mamy womhl angamba ny fahafahana
raha toa ka ombam-pitiavana
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana
Tsy hisy intsony ny fanavahana
ara-poko, fivavahana
ka ny lasa dia hofongorana
sy hodorana mba hbgix ho may
Ny ady lahy sy ny firongony
dia tsy ho sahy hifongatra
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana
Ny atsembohana no hinanana
nefa kosa ho'ah samy hananana
ka tsy hisy indray ireo mpangalatra
tsy hisasatra ka handray!
Angamba aho faly, angamba aho zsoi sambatra raha tononkira.serasera.org toa izany tanteraka!
raha toa ka ombam-pitiavana
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana
Tsy hisy intsony ny fanavahana
ara-poko, fivavahana
ka ny lasa dia hofongorana
sy hodorana mba hbgix ho may
Ny ady lahy sy ny firongony
dia tsy ho sahy hifongatra
Raha toa ny jamba omem-pitantana
ary ny noana vokisana
Ny atsembohana no hinanana
nefa kosa ho'ah samy hananana
ka tsy hisy indray ireo mpangalatra
tsy hisasatra ka handray!
Angamba aho faly, angamba aho zsoi sambatra raha tononkira.serasera.org toa izany tanteraka!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 5858
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tiavinamarina
Daty : 21/11/2019 21:54
