Rakala (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza indray aftyzou ianao Rasoa no tsy hita an-tanàna
Nivarotra entana ve sa nandeha nanala azy
Mba gagagaga ihany aho mantsy raha niodina tany
Nahita anao sy ilay pata be nankany dia tany
Mitetika harena ve kiqx sa
Mba manala azy
Ny vola sy harena anie ka
Matetika manimba saina
Mitandrema ianao
Sao solafaka
Jereo ny namanao
Tsy mba manao tononkira.serasera.org ny toy izao
Ilay bandikelinao iny ve mba kôpy am’zany
Matetika izy mantsy anie no mba manontany
Nankaiza foana rakalakely iny fa te hahita azy aho izany
Hay udzqhg ianao sy ilay pata be mbola nirevy tao ambany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 6635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/09/2003 00:02