Hirahira kalokalo (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira kalokalo arahin-java-maneno
No atolotro ckufvqw anareo ry mpanatrika sy mpihaino
Tao feo garagara izy izany
Atao ahoana nefa moa,mihezaka hatrany
Ialana tsiny be dia be raha toa ka tsy revenareo
f'izany ihany no ady eo
Midoboka ny amponga mcprposx , mitrena ny gitara
Tsaratsara angamba raha ampianay farara ôô
Izany tononkira.serasera.org ilay farara , izany ilay gitara , izany no ady eo
Izany , izany no ady eo (4)
Ka asa raha ho hdrlnh tianareo na ho tsy tianareo
F'izany ihany no ady eo ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : JeneralyVangy : 6587
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BigZ
Daty : 20/07/2009 20:55