Hirahira kalokalo (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira kalokalo arahin-java-maneno
No atolotro anareo ry mpanatrika sy mpihaino
Tao feo garagara izy izany
Atao ahoana nefa moa,mihezaka yhcl umgore hatrany
Ialana tsiny be dia be raha toa ka tsy tononkira.serasera.org revenareo
f'izany ihany no ady eo

Midoboka ny amponga , mitrena ny gitara
Tsaratsara angamba raha ampianay farara ôô
Izany ilay farara , izany ilay gitara , izany no ady eo
Izany , izany no ady eo (4)
Ka asa raha ho tianareo na ho tsy lackwxs tianareo
F'izany ihany no ady eo ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Jeneraly
Hits : 6436
Likes : 0 Like
Created by : BigZ
Date : 20/07/2009 20:55
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115