Hirahira kalokalo (Jeneraly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira kalokalo arahin-java-maneno
No atolotro anareo ry mpanatrika sy mpihaino
Tao feo garagara izy izany
Atao pxauoqa ahoana nefa moa,mihezaka hatrany
Ialana tsiny be dia be hjkuns raha toa ka tsy revenareo
f'izany ihany no ady eo

Midoboka tononkira.serasera.org ny amponga , mitrena tvsnobc ny gitara
Tsaratsara angamba raha ampianay farara ôô
Izany ilay farara , izany ilay gitara , izany no ady eo
Izany , izany no ady eo (4)
Ka asa raha ho tianareo na ho tsy tianareo
F'izany ihany no ady eo ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Jeneraly
Visites : 6622
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : BigZ
Date : 20/07/2009 20:55
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111