Zara vilana (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangeja ny tsindrihazolena mahazo ireo tsy an'asa mahonena
Tsy noheverina ny amin'izy ireny, navela hirenireny
Tosi-tànana jckzhx ho an'izay mitady
Tsy nisy taminareo no mba namoha ny vavahady.
Ny rariny nosaromana hatramin'izay
Ka mety ny tononkira.serasera.org tsy rariny hataonay
Satria qxkulk zajvg ny madinika dia mihamadinika ihany
Fa ireo vaventy kosa dia vokisana hatrany
Ny zara vilana zareo, mamely ny havanareo
Rehefa tsy eo ny anjaranay, hangalatra izahay
Raha mety ho sazy ihany no valiny amin'izany
Aleo zakainay moramora ny any Antanimora

--------
Lien: