Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza manadino ahy (Jeneraly)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza manadino ahy ry mpihaino vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra sddsdxx anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny lay olom-baovao
Nareninin’ny fitiavanao
Izaho tononkira.serasera.org tsy lay fahiny mpidoroka aok zao
Tsy mahalala havana
Izaho ankehitiny no tena olomanga
Tia fianakaviana
Izaho tsy lay fahiny, lay mpijangajanga
Nivimbim-pahoriana
Aza manadino ahy ry mpihaino uybvf vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny sanatria tsy doka
No ilazako izany
Izaho tsy ‘lay fahiny ningoso sy niloka
Mpandrotsaka tomany
Izao ankehitriny zkejef io fitiavana io
Rano velona amiko
Ny loton’ny fahiny indro fa madio
Misaotra anao ry Mamiko
Aza mba manary ahy, misaotra sddsdxx anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny lay olom-baovao
Nareninin’ny fitiavanao
Izaho tononkira.serasera.org tsy lay fahiny mpidoroka aok zao
Tsy mahalala havana
Izaho ankehitiny no tena olomanga
Tia fianakaviana
Izaho tsy lay fahiny, lay mpijangajanga
Nivimbim-pahoriana
Aza manadino ahy ry mpihaino uybvf vavaka
Aza mba manary ahy, misaotra anao ry Mamiko
Izaho ankehitriny sanatria tsy doka
No ilazako izany
Izaho tsy ‘lay fahiny ningoso sy niloka
Mpandrotsaka tomany
Izao ankehitriny zkejef io fitiavana io
Rano velona amiko
Ny loton’ny fahiny indro fa madio
Misaotra anao ry Mamiko
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : JeneralyVisites : 5737
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/11/2015 13:31
