Fitia tsy anjara (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navela hiara-dia
Nefa, nefa mifankatia
Dia tononkira.serasera.org lazaina fa tsy anjara
Na ambara fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no fgbwoqz handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika no saraka
Fa ny fo, ny vfdzz fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy ianao ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho yhcg nofy, tsy lalao
Hanohy ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
Nefa, nefa mifankatia
Dia tononkira.serasera.org lazaina fa tsy anjara
Na ambara fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no fgbwoqz handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika no saraka
Fa ny fo, ny vfdzz fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy ianao ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho yhcg nofy, tsy lalao
Hanohy ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 13306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravo
Daty : 12/04/2003 10:38
