Fitia tsy anjara (RR Majunga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navela hiara-dia
Nefa, nefa mifankatia
Dia tononkira.serasera.org yvuetp lazaina fa tsy anjara
Na ambara mktn fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika no saraka
Fa ny fo, ny fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy eiqzd ianao ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho nofy, tsy lalao
Hanohy ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
Nefa, nefa mifankatia
Dia tononkira.serasera.org yvuetp lazaina fa tsy anjara
Na ambara mktn fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika no saraka
Fa ny fo, ny fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy eiqzd ianao ho malala.
’Ndeha hiaraka àry izao
Tsy ho nofy, tsy lalao
Hanohy ny dina izay natao
Isika, dia izaho sy ianao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RR MajungaVangy : 13243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ravo
Daty : 12/04/2003 10:38
