Fitia tsy anjara (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy navela hiara-dia
Nefa, nefa mifankatia
Dia lazaina fa tsy anjara
Na ambara fa voarara
Izahay no nisafidy
Dia ny hafa ve no handidy?
Mionòna, hono, sombinaina
Zany ho avy andrandraina,
Ny tena, ny tenantsika no saraka
Fa ny fo, ny fontsika miaraka
N’iza n’iza handrafy, hankahala
Izaho sy ianao ho malala.

’Ndeha hiaraka tononkira.serasera.org àry izao
Tsy ho nofy, tsy hrvgzij lalao
Hanohy ny dina qmrmsvi izay natao
Isika, dia izaho uuzsicm sy ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.278